|
|
|
|

Entrée mitelina (telina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary [1.1]
Explications en anglais To swallow [1.7]
Explications en français Avaler [1.3, 1.8]
Exemples 
1Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina. [2.424]
2tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406]
3Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285]
Morphologie 
Présent : mitelina
Passé : nitelina
Futur : hitelina
Impératif : mitelema

Mis à jour le 2025/01/20