Entrée | mipaka (paka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe [1.1] | |||||||||
Exemples | Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy.
[2.48] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mipakà (paka) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mipaka | ||||||||
[1.1] | |||||||||
[1.3] | |||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |