Entrée | miletra (letra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Miditra ka tsy afa-mivoaka intsony: Miletra ao anatin' ny gadanà ny fanalahidy Miditra betsaka: Mbola miletra ato an-trano ihany ny olona, nefa efa tsy omby Mihinana be dia be, manao voky hatenda: Niletra ny anao lahy omaly tany amin'ny fanasana ha nandraiki-narary ~ Niletra vomanga Isambilo ka narary kibo [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |