Entrée |
mihitsoka
(hitsoka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako [1.1]
|
Explications en français | être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir [1.3]
|
Exemples |
1 | Mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy.
[1.437]
|
2 | Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra.
[2.606]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mihitsoka |
Passé : |
nihitsoka |
Futur : |
hihitsoka |
Impératif : |
mihitsoha |
|
|