| Entrée | hitsoka | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Tsy fahafahana miala fa mihizina ao anelanelana na ao anatin' ny zavatra [1.1] | ||
| Entrée | hitsoka | |
| Partie du discours | nom | |
| Lalana tery sady lava any ambanin'ny tany [1.13] | ||
| Galerie [1.13] | ||
| Entrée | hitsoka (tsoka) | |
| Partie du discours | futur du verbe actif mitsoka | |
| [1.1] | ||
| [1.3] | ||
| Exemples | Ireo mpisorona zanak' i Aarona, no hitsoka ny trompetra;
[2.996] | |
| Mis à jour le 2023/01/22 |
|