| Entrée | tsoka | |
| Partie du discours | nom | |
| Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [1.1] | ||
| Entrée | tsoka | |
| Partie du discours | nom | |
| Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [1.1] | ||
| Zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [1.13] | ||
| Moelle [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2024/12/11 |
|