|
|
|
|

Entrée mianjady (anjady)
Partie du discours verbe actif
 Manaram-po sy miala liana amin' ny sakafo
Mamely mafy: Tsy tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona [1.1]
 To befall, to happen to someone [1.7]
 Tomber sur, arriver à (se dit des malheurs) [1.8]
Exemples Fahoriana sy fahantrana hatrany no tsy mitsaha-mianjady amintsika [2.470]
Morphologie 
Présent : mianjady
Passé : nianjady
Futur : hianjady
Impératif : mianjadia

Mis à jour le 2023/01/20