Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : mosarena | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Aza mangetaheta ambony lakana. [2.558 #681]
Aza mangetaheta ambony lakana, na noana manatrika ny sompitra. [2.165 #787] Mangetaheta ambony lakana. [1.147 #M60, 2.415 #2303] Mangetaheta ambony lakana, mosarena ambody sompitra. [1.1] Mangetaheta ambony lakana, noana ambody sompitra. [1.1] Mangetaheta ambony lakana, noana manatrika ny sompitra. [2.974] Tsy mety raha mangetaheta ambony lakana, na misento Tsy mety raha mangetaheta ambony lakana, na noana manatrika ny sompitra. [2.653 #3454] Tsy mety raha mangetaheta ambony lakana sy noana Tsy mety raha mangetaheta ambony lakana sy noana manatrika ny sompitra. [2.415 #2335] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza olona mitaraina tsy fisiana nefa eo afovoan' ny fananam-be, na koa olona tsy mahay manararaotra ny soa betsaka eo anoloany na efa ilomanosany. [1.1]
Entina milaza tsy fahafaham-po amin' izay misy sy hita eo akaiky. [1.1] Mihafihafy eo ampovoan' izay rehetra ilaina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Avoir soif en pirogue ; avoir faim devant un grenier = souffrir de la privation au milieu de l'abondance. [2.974 #5]
Il ne convient pas d'avoir soif quand on est dans la pirogue, ou faim quand on est devant le grenier à riz. [2.415 #2335] Il ne faut pas se laisser avoir soif quand on est en pirogue (donc avec de l' eau tout autour), ni avoir faim quand on est devant un grenier. [2.165 #787] Se priver au milieu de l' abondance c' est comme si on avait soif dans une pirogue. [2.415 #2303] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des gens qui ont, mais ne veulent pas dépenser. [2.415 #2335] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Na zina aza ny taona, ny kamo ve tsy ho mosarena? [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Randranobe no maty vary, ka | ||||||||||||||||||||
Traduction française | C' est Randranobe qui perd sa récolte de riz et c' est Renindravola que la famine atteint. [2.415 #1929] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Solidarité dans le malheur. [2.415 #1929] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||