Entrée | 1 mosarena |
Radical | 2 mosary |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [mosareña]
noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [Tanala]
[1.78] 5 noana [Tanosy] [1.78] 6 Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [1.1] |
Explications en anglais |
7 hungry, starved [1.7] |
Explications en français |
8 affamé, en proie à la famine [1.8] |
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot mosarena |
Anagrammes | 11 manesora, 12 mosarena |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |