|
|
|
|

Entrée1  mosary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 hanoanana. [Bara] [1.78]
4 Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona. [1.1]
Explications en anglais  5 famine. [1.7]
Explications en français  6 famine, disette. [1.8]
7 faim, famine. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  8  Hijanona eo moa, ho fati-mosary; [2.588#]
9  Hany ka tsy namely mafy Ioatra ny mosary. [1.436#]
Dérivés 
Adjectifs :
Analogues  11  kere
Tous les mots composés  12 mangaro-mosary
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot
Article  14 Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15 masiro, 16 misaro, 17 mosary, 18 somary

Mis à jour le 2025/11/09