|
|
|
|

Index

Proverbes : mangarika

Proverbe 1Gila maso mangarika : vita mialoha fa tsy fantatra. [2.558 #1225]

Proverbe 2Rafotsibe manandrana anana : tsy milaza ny hafiny, fa ny masony mangarika ihany. [2.415 #1899, 2.165]
Rafotsibe manandran' anana, tsy milaza ny tsantsony na miteny ny hafiny fa maso mangarika ihany. [2.558]
Traduction françaiseLa vieille goûtant aux herbes potagères (quelle fait cuire): elle ne dit pas qu' elles sont bonnes, mais ses yeux vous regardent de travers (pour que vous n' y touchiez pas). [2.165 #1971]
Vieille qui goûte des herbes qu' elle a fait cuire : elle ne dit pas que c' est bon, mais ses yeux regardent de travers pour qu' on n' y touche pas. [2.415 #1899]

Proverbe 3Toa mangarika anao aho, kanjo mahia ka miolana. [2.558 #4140]
Toa mangarika anao aza aho, kanjo mahia ka miolana. [2.653 #3099]

Proverbe 4Tsy fidiny ny mahazo ny njola ka hangarika olon-tsy miady. [2.558]
Tsy fidiny omen’ ny njola, ka hangarika olon-tsy miady. [2.653 #3344]

Index