Entrée mialoha (loha)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
¶ Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to precede, to go before. [Richardson 1885]
 to go before, to precede; beforehand [Hallanger 1973]
Définition française précéder; avant, à l'avance [Hallanger 1974]
Morphologie 
mialoha
nialoha
hialoha
mialohava
Exemples 
1Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [Rajohanesa: Kintana]
2Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 121]
Citations 

2012/07/18