Entrée njola
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [Rajemisa 1985]
Définition anglaise squint-eyed. [Malay Juling.] [Richardson 1885]
 cross-eyed, squint-eyed [Hallanger 1973]
Définition française qui louche [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes gila
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2010/09/06