|
|
|
|

Index

Proverbes : malefaka

Proverbe 1Am-bavany, malefaka; am-pony, tsy tia. [2.653 #123, 2.974 #195]
Traduction françaiseAimable en paroles alors que le cœur n’aime pas. [2.974 #195]

Proverbe 2Folaka ny andro ka malefaka ny lalana. [2.558]
Folaka ny andro ka malemy ny lalana. [2.415 #3674]
Folaka ny andro, ka malemy ny lalany. [2.165]
Traduction françaiseLe jour baisse et le chemin est facile. [2.415 #3674]
Le jour décline, et la route est facile. [2.165]
Interprétation françaiseCar il fait moins chaud. [2.165]
Car la chaleur est tombée. [2.415 #3674]

Proverbe 3Hazo malefaka, andrarezina. [2.653 #1041, 2.558]
Interprétation françaiseil ne faut pas confondre les choses de même apparence [1.196 #hazomalefaka]

Proverbe 4Midaron-tsy malefaka, hoatra ny ravim-bomangalahy an-tanimena. [2.653]
Midaron-tsy malefaka ohatra ny ravim-bomangalahy an-tanimena. [2.558]

Proverbe 5Nahandro angaha no marika sa nitono no mahina ? [2.558 #2655]
Nitono ka mahina, nahandro ka marika : teny malefaka ka mampiherikerika. [2.558 #2797]
Nitono va no mahina, sa nahandro no marika ? [2.653 #2109]

Index