Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : latsa | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Basy jala fito : tsy Basi-na ariary fito: tsy takatry ny ory, tsy tian' ny mpanana. [1.1] Basin' ariary fito : sady tsy tian' ny mpanana no tsy takatry ny ory. [2.558 #850] Basin' ariary fito: tsy tian' ny mpanana ary tsy takatry ny malahelo. [1.1] Basin’ ariary fito: tsy tian’ ny mpanana, tsy takatry ny malahelo. [2.653] Salasala ohatra ny basin' ariary fito: tsy takatry ny malahelo, tsy tian' ny mpanana. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Douteux comme un fusil de sept piastres: les pauvres ne peuvent l' acheter, les riches ne l' aiment pas. [2.165]
Un fusil à trente-cinq FMG : ceux qui sont pauvres ne peuvent l'acquérir, les riches le dédaignent. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Mafampana hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091]
Mafanafana ohatra ny ratsy Mafanafana sahala amin' ny latsa ataon-kavana. [2.558 #1829] Mafanafana sarotra inoana tahaka ny ratsy ataon-kavana. [2.558 #1830] Mafanafana, toy ny ratsy Maharary hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Rehefa ny havana izay tena tokony hanampy no manisy ratsy dia tena mangidy tokoa fa tsaroan' ny aina ka mafana sy manempotra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Excessivement sensible, comme les mauvais procédés d’un parent. [2.974 #364]
Pénible comme le mal fait par un parent. [2.415 #1091] Pénible (litt. assez chaud) comme le mal fait par des parents (ou amis). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | On sent plus vivement les mauvais traitements lorsqu'ils viennent des parents. [2.415 #1091] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | |||||||||||||||||||||
Proverbe 4 | Ny akoho novonoina no mody latsa, ary ny atao no manebaka. [2.558 #2842]
Ny akoho novonoina no mody latsa, ary ny atao no tonga adidy. [2.165 #145, 2.415 #6481] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | La poule tuée devient un sujet de blâme, et ce qu' on a fait est blâmé. [2.415 #6481]
Le poulet tué devient un sujet de reproches, et ce qu' on a fait est blâmé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||