Entrée manebaka (tebaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manakiana, maneso, manaratsy, milaza ankitsirano fa tsy mety ny natao, miteny mivantana ny faharatsiana na ny tsy fahombiazana: Manebaka ny olona rehetra io Rangahy io
¶ Manao tsinontsinona, manatsizarizary,manazimba, mamotsifotsy: Aza manebaka ny ana-dray aman-dreny [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manebaka
nanebaka
hanebaka
manebaha
Citations 

2010/05/14