Entrée (1/2) | 1 latsa- |
Partie du discours | 2 forme morphologique de latsaka |
Exemples |
3 [2.59] na izay nikiaka mba ho latsa-drà.
4 [2.472] latsa-dranomaso i Dada nahita izany. |
Entrée (2/2) | 5 latsa |
Partie du discours | 6 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
26 [1.78] [Tanosy]
gaga 27 [1.1] Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy. |
Explications en anglais |
28 [1.2, 1.7] reproach 29 [1.2] upbraiding 30 [1.7] an insult |
Explications en français |
31 [1.8] reproche, injure |
Exemples |
32 [2.69] Sady latsa no menatr' olona.
33 [2.298] Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy. |
Vocabulaire | 34 Emotions |
Proverbes | 35 Proverbes contenant le mot latsa |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |