Entrée fandatsana (latsa)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanesoana amin' ny fahoriana mahazo ny sasany na amin' ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay [Rajemisa 1985]
Citations 

2009/02/23