Entrée maharary (rary)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao
¶ Tsaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho
Mitovy hevitra: manaikitra ~ manaintaina ~ mangirifiry ~ mangorintsina mamolivoly ~ mangotsokotsoka ~ manintasinta ~ manombotrombotra ~ miketriketrika ~ mitsakotsako [Rajemisa 1985]
Définition française qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles [Abinal 1888]
Citations 

Entrée maharary (rary)
Partie du discours adjectif
Définition française qui peut tresser, arranger [Abinal 1888]

2013/03/07