| Entrée | 1 mangirifiry |
| Radical | 2hirifiry |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io.
5Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao. [1.1] |
| Explications en anglais |
6painful.
[1.2] |
| Tous les mots composés | 7miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|