|
|
|
|

Entrée1 mangotsokotsoka
Radical  2hotsokotsoka
Partie du discours  3 adjectif
Explications en malgache  4Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany.
5Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka. [1.1]
Morphologie 
6 Présent :
7 Passé :
8 Futur :
Vocabulaire  9 Santé
Synonymes  10mangotsoka

Mis à jour le 2025/09/12