Index

Proverbes : hitsin-dalana

Proverbe Aza zatra ny lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [Rinara 1974]
Zatra ny fita ririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [Rajemisa 1985]
Zatra ny lalan-dririnina, ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [Rinara 1974]
Interprétation malgache Enti-milaza ireo olona voa noho ny fanarahany ny fahazarana fotsiny, tsy mahay manova famindra raha misy hilana izany. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza olona entim-pahazarana fotsiny ka ny tsy tokony hatao avy no atao. [Rajemisa 1985]

Proverbe Jamba tia hitsin-dalana : tsy fidiny azy akory. [Rinara 1974]

Proverbe Ny kibo mitomany hanam-be, ny maso manao hitsin-dalana. [Rinara 1974]
Ny kibo tomany hanam-be, ary ny maso manao hitsin-dalana. [Houlder 1895 #635, Veyrières 1913 #3212, Cousins 1871 #2284]
Traduction française Le ventre pleure et désire avoir une grosse part, tandis que les yeux regardent fixement avec envie. [Veyrières 1913 #3212]
Interprétation française Se disait de l'avidité et de la gourmandise. [Veyrières 1913 #3212]

Proverbe Ny songomby no manao hitsin-dalana,, ka ny tokandia no mamitravitra. [Cousins 1871 #2420, Rinara 1974]

Proverbe Voly vita kiady ka sarotra atao hitsin-dalana. [Rinara 1974]

Index