|
|
|
|

Entrée1  tokandia
Mots élémentaires  2  tokana, 3  dia
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony [1.1]
Explications en français  6  autre nom du songomby, tout animal solipède [1.54]
Exemples  7  Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [2.5]
Vocabulaire  8  Croyances
Synonymes  9  songomby
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot tokandia

Mis à jour le 2025/09/12