Index |
|
|
|
Proverbes : farasisa
|
|
|
Proverbe 1 | Aza manao ohatra an' Ikotokely mandihy ambony zezika : faly foana mihaino ny fidobony, fa tsy mihevitra ny farasisa hanaikitra ny tongotra. [2.415]
|
Traduction française | Ne faites pas comme Ikotokely dansant sur le fumier : tout content d' entendre ses pas, il ne pense pas au mal qui mordra ses pieds enflés par la maladie farasisa. [2.415 #6215]
|
Interprétation française | Le plaisir présent empêche de penser à ses suites funestes. [2.415 #6215]
|
|
|
Proverbe 2 | Kotokely mandihy ambony zezika : faly mihaino ny dobony, fa tsy mihevitra ny farasisa amy ny tongony. [2.653 #1284]
|
|
|
Index |
|
|