Entrée mihaino (haino)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy
¶ Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to hearken, to hearken to, to listen, to obey. [Richardson 1885]
 to listen to [Hallanger 1973]
Définition française Ecouter, prêter l’oreille, exaucer: Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~ Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande) [Abinal 1888]
 écouter [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihaino
nihaino
hihaino
mihainoa
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo. [Rajohanesa: Kintana]
2Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 54]
Citations 

2016/08/03