| Entrée (1/2) | 1 doboka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 
3 Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ? [1.1]  | 
| Explications en anglais | 
4 a thumping sound, as of a drum [1.7] | 
| Explications en français | 
5 son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos [1.3] 6 son de battement, comme d'un tambour [1.8]  | 
| Exemples | 
7 Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko.
[2.472] 
 | 
| Dérivés | 
  | 
| Vocabulaire | 21 Son | 
| Tous les mots composés | 222 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 24 doboka | 
| Partie du discours | 25 nom | 
| Explications en malgache | 
26 Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray. [1.1] | 
| Dérivés | 
  | 
| Anagrammes | 37 doboka, 38 kadobo | 
| Mis à jour le 2025/11/02 | 
 |