|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tana-
Partie du discours  2  forme morphologique de tanana

Entrée (2/3)3  tana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1]
Explications en anglais  6  [1.2]
Explications en français  7  Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3#664]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (3/3)14  tana
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Tanala] [1.78]
17  Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1]
Explications en anglais  18  a chameleon [1.7]
Explications en français  19  caméléon [1.8]
Vocabulaire  20  Zoologie: reptiles, amphibiens
Zoonymes 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot tana
Article  23  Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
24 
25 

Mis à jour le 2023/12/04