Entrée | 1 mifampitana |
Radical | 2 tana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en français |
4 [3.1] se saisir mutuellement |
Exemples |
5 Iza no ho resin' ireo raha miaramila samy miaramila izao no mifampitana! [2.472#] 6 Raha mananika làlan-tsarotra, ka mifampitana isika, raha solafaka ny farany, dia hotaritiny hisolafaka ihany koa ny namana voalohany. [2.270#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |