Entrée | 1 rantsan-tanana |
Mots élémentaires | 2 rantsana, tanana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely 5 ireo rantsana folo amin' ny tanana [1.1] |
Explications en anglais |
6 the fingers [1.2, 1.7] |
Explications en français |
7 les doigts [1.8] 8 doigt [1.13] |
Exemples |
9 Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. [2.445#] 10 voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357#] |
Vocabulaire |
11 Biologie |
Mots composés |
|
Holonyme |
|
Méronymes |
|
Co-méronymes |
|
Mis à jour le 2024/10/30 |