Entrée | 1 onena |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy 4 Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny [1.1] |
Explications en anglais |
5 low-spirited, dejected. It governs the accusative case. [1.2] 6 to feel sorry for someone [1.7] |
Explications en français |
7 Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours) [1.3] 8 avoir pitié [1.8] |
Exemples |
9 onena ny fahadalako izy. [2.471] 10 onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [2.5] |
Vocabulaire |
11 Emotions |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |