Entrée | 1 mahonena |
Radical | 2 onena |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mampangoraka, mampalahelo |
Explications en anglais |
5 [1.2] to cause distress, as the sight of one in pain, etc.; to afflict, to depress. 6 [1.7] to make one feel sorry for a person |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] qui attendrit 8 [1.3] qui impressionne |
Exemples |
9 Hitany sy fantany fa mahonena ny fiafarany, izany no hamelany heloka amin-kalalaham-po. [2.996] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mampalahelo, mampangoraka, mahongena, mafiraina, mahory, mahahontsa, mampitsetra, mampangoraka aty, mahavaky fo, mampamelovelo ny fo, mampiondri-panahy |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |