|
|
|
|

Entrée (1/3)1  misalasala
Radical  2  salasala
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
5  Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia [1.1]
Explications en anglais  6  to be in doubt, to hesitate [1.7]
Explications en français  7  être dans le doute, hésiter [1.8]
Exemples  8  Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo. [2.499]
Vocabulaire  9  Philosophie
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  miahanahana, miroahana, mihambahamba, miherohero, miahotrahotra, miambakavaka15  sanganehana, vaka, sadaika, sakodiavatra, haingihaingy, somaingisaingy, hangihangy, tsy tapa-kevitra, varakahaka, very fanahy, miroa saina, miroa hevitra, miroahana, miroanahana, mamokehana, mangezaheza, miakoriasa, mihambahamba, miambatrambatra, mihabahaba, mihazohazo, miahotrahotra, mihelohelo, miherohero

Entrée (2/3)16  misalasala
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18  maniry soa [Taisaka] [1.78]

Entrée (3/3)19  misalasalà
Radical  20  salasala
Partie du discours  21  impératif du verbe actif misalasala
Explications en malgache  22  [1.1]
Explications en français  23  [1.3]
Tableaux et planches  24  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  25  misalasala, misalasalà, misalasala, misalasalà

Mis à jour le 2023/01/20