Entrée (1/2) | 1 mihambahamba |
Radical | 2 hambahamba |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao 5 Miahotrahotra na miatoato raha miteny [1.1] |
Exemples |
6 Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 mihambahambà |
Radical | 12 hambahamba |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mihambahamba |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Tableaux et planches |
16 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 17 mihambahamba, mihambahambà, mihambahamba, mihambahambà |
Mis à jour le 2023/01/20 |