|
|
|
|

Entrée1  miroahana
Radical  2  roahana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.10]
5  [1.1] Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky tena: Niroahana be ihany izy alohan' ny handehanany
Explications en anglais  6  [1.2] to hesitate, to doubt; to be of two minds
Explications en français  7  [1.3] hésiter, être en suspens, douter, ne savoir quel parti prendre: Miroahan-dava izy (Il hésite sans cesse)
Exemples  8  Avy amin'i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin'ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin'ny fo tsy miroahana. [2.996]
Vocabulaire  9  Philosophie
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Analogues  13  misalasala, miahanahana, mihambahamba, miherohero

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21