Entrée (1/4) | 1 mamoy |
Radical | 2 mamo |
Partie du discours | 3 impératif du verbe actif mamoina |
Tableaux et planches |
4 Tous les impératifs actifs |
Entrée (2/4) | 5 mamoy |
Radical | 6 foy |
Partie du discours | 7 verbe actif |
Explications en malgache |
8 mihataka, miala [Taisaka]
[1.78] 9 Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1] |
Explications en anglais |
10 to forsake, to desert. [1.2] 11 to give up 12 to lose by death [1.7] |
Explications en français |
13 renoncer [1.3#180, 1.8] 14 Abandonner, céder à, donner [1.3#180] 15 perdre quelqu'un par la mort [1.8] |
Exemples |
16 Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. [2.245#68] 17 Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. [2.588#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot mamoy |
Entrée (3/4) | 24 mamoy |
Radical | 25 foy |
Partie du discours | 26 verbe actif |
Explications en malgache |
27 Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1] |
Explications en anglais |
28 to suppurate [1.2] |
Vocabulaire |
29 Santé |
Morphologie |
|
Entrée (4/4) | 34 mamoy |
Radical | 35 foy |
Partie du discours | 36 verbe actif |
Explications en malgache |
37 Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1] |
Mis à jour le 2023/08/26 |