Entrée | 1 mamehy |
Radical | 2 fehy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha |
Explications en anglais |
5 [1.2] to tie up, to knot. 6 [1.7] to tie |
Explications en français |
7 [1.8] lier, attacher |
Exemples |
8 Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. [1.38] 9 Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [4.27] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mifehy, mamatotra, mamona, maningotra, mandadina, mandrohy, mandringotra, mandiditra, manandrotra, manasingory, manao tadivavarana, manao fatomaty, manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, manao fatotra jagigy, managigigigy, manao rohy foza |
Mots composés |
|
Anagrammes | 16 mamehy, mihame |
Mis à jour le 2023/08/11 |