Entrée | 1 fehy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores. |
Explications en anglais |
4 [1.2] a tie, a knot superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. 5 [1.7] the act of tying; a knot |
Explications en français |
6 [1.8] action de lier; noeud |
Exemples |
7 Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356] 8 ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy ny zanak'olona tsy azo atao izany [2.131] |
Dérivés |
|
Analogues | 14 vona, fatotra, rohy, fehy maty, fehy singory, fehy handrotra, tadivavarana |
Mots composés |
|
Proverbes | 45 Proverbes contenant le mot fehy |
Anagrammes | 46 |
Mis à jour le 2025/01/21 |