Entrée | 1 fehin-teny |
Mots élémentaires | 2 fehy, teny |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny fohifohy atao famaranana no sady famintinana izay rehetra voalaza tamin'ny famelabelarana |
Explications en anglais |
5 [1.2] A word or sentence on which much depends; heads of a discourse. |
Exemples |
6 Ataovy mazava ny fehinteny vokatry ny famakafakanao. [2.285#] |
Mis à jour le 2024/12/07 |