|
|
|
|

Entrée1  mamehy
Radical  2  fehy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha
Explications en anglais  5  [1.2] to tie up, to knot.
6  [1.7] to tie
Explications en français  7  [1.8] lier, attacher
Exemples  8  Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. [1.38]
9  Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [4.27]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  mifehy, mamatotra, mamona, maningotra, mandadina, mandrohy, mandringotra, mandiditra, manandrotra, manasingory, manao tadivavarana, manao fatomaty, manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, manao fatotra jagigy, managigigigy, manao rohy foza
Mots composés 

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21