|
|
|
|

Entrée (1/4)1  lolo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra [1.1]
4  lolobe, lay [1.13]
Explications en anglais  5  a butterfly [1.7]
Explications en français  6  papillon [1.8, 1.13]
Exemples  7  Ny renintantely sy ny lolo [2.332#]
Vocabulaire  8  Zoologie: invertébrés
Dérivés 
9  Verbes actifs :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot lolo

Entrée (2/4)15  lolo
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary [1.1]
18  fasana, an-dolo [Bara] [1.78]
Explications en anglais  19  a ghost [1.7]
Explications en français  20  spectre, revenant (fantôme) [1.8]
Vocabulaire  21  Religions, Croyances
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (3/4)26  lolo
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28  Aretinkibo mahavoa tampoka [1.1]
Vocabulaire  29  Santé

Entrée (4/4)30  lolo
Radical  31  lo
Partie du discours  32  adjectif
Explications en français  33  [duplicatif diminutif] [1.3]

Mis à jour le 2023/06/16