|
|
|
|

Entrée1  lolompaty
Radical  2  lolo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso [1.1]
Vocabulaire  5  Zoologie: invertébrés

Mis à jour le 2020/07/31