|
|
|
|

Entrée1  kivy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao [1.1]
Explications en anglais  4  discouraged, dismayed [1.7]
Explications en français  5  découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
6  dégoûté [1.3]
Exemples  7  Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [2.472]
8  kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Vocabulaire  9  Emotions
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Analogues  15  ketraka, reraka, maimolotra, resy, rera-po, reratsaina, soretra, soredretra, mikely soroka, migarera, mivareraka, mibareraka elatra, tapaka elatra, mirefarefa lamba, mitakemotra, miverina ilalana, mikororosy fahana, mivalaketraka, miraviravy tanana, mandevin-tsotrobe, mivarilavo, mamoy fo, manary toky
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot kivy

Anagrammes  18  kivy, viky

Mis à jour le 2023/10/29