Entrée (1/2) | 1 akivy |
Radical | 2 kivy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Entina hanakivy, manaketraka [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 akivy |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina [Taisaka]
[1.1] |
Exemples |
12 Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay. [2.508#] |
Anagrammes | 13 akivy, vaiky |
Mis à jour le 2023/01/06 |