Entrée | kady | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo Aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1] | |||||||||||||||
Explications en français | Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Autres orthographes | kiady | |||||||||||||||
Entrée | kady | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en français | [Tankarana] Bruit de l'eau dans une barrique. [1.19] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Son | |||||||||||||||
Anagrammes | dika, kady, kida |
Mis à jour le 2020/07/31 |