Entrée (1/2) | 1 kiady |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. |
Explications en anglais |
4 [1.7] a pole with a tuft of grass used to mark property rights |
Explications en français |
5 [1.8] perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit |
Autres orthographes | 6 kady |
Analogues | 7 voninahitra, tabiha, rehareha, sanga, endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tatamo ravaky ny farihy, kitro ifaharana, vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina |
Mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot kiady |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 13 kiady |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en anglais |
15 [1.7] a Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily |
Explications en français |
16 [1.8] éclaireur (laic); cf. skoto, tily |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |