|
|
|
|

Entrée (1/2)1  gaina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1#389] Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
Explications en anglais  4  [1.2] disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay
Explications en français  5  [1.3#193] Désappointé, décontenancé
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Analogues  11  diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, mangaihay, mangasihasy, manjahatra, manjahana, mangotsoka, mangetoka, mitokaiky, ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra
Mots composés 

Entrée (2/2)13  gaina
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.1] Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be
Explications en français  16  [1.3#194] Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec
Dérivés 
17  Verbes actifs :
18  Noms :
Synonymes  19  gaingaina

Anagrammes  20  again, agany, agian, ainga, gaina, igana, nagai, nagia

Mis à jour le 2023/02/12