Entrée | 1 managaina |
Radical | 2 gaina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandiso fanantenana, mahasanganehana, mahavery hevitra: Nanagaina ahy ny teny nataony |
Explications en français |
5 [1.3#193] Désappointer, décontenancer: Nanagaina azy ny teny nafitsoko azy (Les paroles que je lui ai lancées l'ont décontenancé) |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 amanganay, amangiana, anagainam, angamaina, angamiana, managaina |
Mis à jour le 2025/01/21 |