|
|
|
|

Entrée (1/2)1  gaina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana [1.1#389]
Explications en anglais  4  disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2]
Explications en français  5  Désappointé, décontenancé [1.3#193]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
11  unkLabel:5av: :
Analogues  12  diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, mangaihay, mangasihasy, manjahatra, manjahana, mangotsoka, mangetoka, mitokaiky, ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra
Mots composés 

Entrée (2/2)14  gaina
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
Explications en français  17  Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3#194]
Dérivés 
18  Verbes actifs :
19  Noms :
Synonymes  20  gaingaina

Anagrammes  21  ainga, gaina

Mis à jour le 2023/02/12