Entrée | 1 migaina |
Radical | 2 gaina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 migaingaina |
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |