|
|
|
|

Entrée1  mangaihay
Radical  2  haihay
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy
Explications en anglais  5  [1.2] to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded.
6  [1.7] to be confused, to be confounded
Explications en français  7  [1.54] être désappointé (gaina, haihay)
8  [1.8] être confus, confondu
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Synonymes  12  mihaihay
Analogues  13  mangasihasy, mipitrapitra, mihaingihaingy, mitanatana vava, manola-nify, gaina, diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, manjahatra, manjahana, mangotsoka, manjetoka, mitokaiky, mitsako dilana, kepoka
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mangaihay

Mis à jour le 2024/12/11